Teny iditra voakajy (kajy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay traité avec attention, bien fait, soigné [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra kinajy
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ny fiantsoana miaramila ho lasa manamboninahitra ambony, tsy voakajy ary tsy nahatsinjo lavitra, izay natao hatrizay ary mbola atao tsy am-peheverana mandrakizao, dia mainka koa mampihombo ny aretina [SeFaFi , 2012/09/17]

2019/12/29