Teny iditra voakendry (kendry)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Visé, qui a été visé [1.3]
Ohatra Tonga koa aza ny tena mpandrafitra teo an-tanàna nanofa indraindray ilay milina tamin' ny fotoana voakendry. [2.356]
Tovy hevitra kinendry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20