Teny iditra | voakolikoly (kolikoly) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cajolé, entrainé, soigné [1.3] | |
Ohatra | Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra.
[2.588] | |
Tovy hevitra | kinolikoly | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |