Teny iditra voakosoka (kosoka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a frotté, broyé [1.3]
Ohatra Raha efa voatsara ny raharaha mahavoarohirohy dia famotsoran-tsazy no ilazana azy ka foana ny sazy efa notononina fa ny zava-bita kosa tsy voakosoka. [4.27]
Tovy hevitra kinosoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20