Teny iditra |
voalà
(la)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Famaritana malagasy | La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;
tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà
na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [Ravelojaona 1937]
|
Fandikana anglisy | refused, denied, rejected [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | refusé, nié, rejeté, renié [Abinal 1888]
|
|
Teny iditra |
voala
(ala)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fandikana anglisy | removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | Enlevé, arraché [Abinal 1888]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|