Teny iditra voalotoloto (lotoloto (loto))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra Heverina manko fa Jiny ny sampahom-panambadiana, ka tsy azo ialana sao voalotoloto eo, dia ambenana. [2.245]
Haiendriteny 
Ny lasa : voalotoloto, voalotolotoko, voalotolotonao, voalotolotony, voalotolotontsika, voalotolotonay, voalotolotonareo, voalotoloton', voalotoloton-, voalotolotom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20