Teny iditra voaly
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
2Misarona voaly toa mainty mahory, Fa izao ny tontolo no mbola matory! [2.285]
3Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : voaly, voaliko, voalinao, voaliny, voalintsika, voalinay, voalinareo, voalin', voalin-, voalim-
Tovonana : -boaly, -boaliko, -boalinao, -boaliny, -boalintsika, -boalinay, -boalinareo, -boalin', -boalin-, -boalim-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31