Teny iditra Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny Vocabulaire de l'éducation et de la formation
Mpanoratra Foibe momba ny Teny an'ny Akademia malagasy, 2000
Mpamoaka boky Tsipika, 2000
Tsipika. 2000.
Fanoritsoritana Teny iditra telo amby roapolo amby zato sy roa arivo no atolotra amin'ny teny malagasy ary arahina fanazavana, ary iraika amby valopolo sy sivinjato sy arivo ny teny iditra amin'ny teny frantsay
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

2019/12/09