Teny iditra voamena maniho ariary
Singan-teny voamena ; maniho ; ariary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra kely manakana ny lehibe tsy ho azo; zavatra kely foana mety hahavery zava-dehibe [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31