Teny iditra voana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazana biby tsy manana hazon-damosina [SLP 1986]
 [ voaña ] [Bezanozano, Tanala] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Rakotosaona 1972]
 [ voaña ] [Sihanaka] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay insecte [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  voana fandrava ~ voana mahasoa

2009/11/07