Teny iditra voanjo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-javamaniry mamoa voa fakana mena [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   karazan-javamaniry misy pepa anaty tany [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   peanuts, earth-nuts [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   arachide, pistache [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   arachide [SLP: Voambolana]
Ohatra   Ny voanjo no maro mpahalala. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 69]
Indray taona anefa, kely ny orana ka ratsy fiavy ny voanjo. [Andraina: Mitaraina, takila 29]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   voanjo katra ~ voanjom-bazaha
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny voanjo itý (1): Amboanjobe

Teny iditra voanjo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Miaramila napetraka hiandry tany ao amin [...]
¶ Ny olona rehetra manao fonenana vonjimai [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a colonist [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   colon [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/15