Teny iditra voankanina (voa, hanina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mosavy, vorika [Rakotosaona 1972]
 Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy
¶ Tsy fahalevonan-kanina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay grande indigestion censée caus [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Ohatra Ary ny manehitra, mosavy, voankanina: [Callet: Tantara, takila 118]
Teny nalaina 

2013/08/04