Teny iditra voaomana (omana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy decorated, dressed, made ready [Richardson 1885]
Famaritana frantsay orné, arrangé, préparé [Abinal 1888]
Ohatra 
1Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [Andraina: I Vola, takila 22]
2Ny soavaly voaomana hiady [Baiboly: 24:030:031/Ohabolana 30:31..]
Endriteny 
voaomana
voaomako
voaomanao
voaomany
voaomantsika
voaomanay
voaomanareo
voaoman'
voaoman-
voaomam-
voaoma-

2014/10/18