Teny iditra voapaika (paika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mipaika
Ohatra 
1ary ny tìpetrahan' ny mpitsara dia voapaika tamin' ny vatolampy koa; [Randzavola: Baiboly, takila 34]
2Biriky no efa nirodana, fa vato voapaika kosa no harafitsika; [Baiboly: 29:009:009/Isaia 9:9..]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/12