Teny iditra voarafitra (rafitra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wrought, put together, at strife, contending, disputing [Richardson 1885]
Famaritana frantsay qu'on a bâti, construit, ajusté [Abinal 1888]
Ohatra Tsy maintsy malama vava ny mpanao azy, mahay mikaroka voambolana sy fehezan-teny voarafitra tsara ara-pitsipika [Razafiarivony: Harivolana, takila 107]

Teny iditra voarafitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (de voa : fruit ; et rafitra : en venir aux mains ; allusion aux disputes entre ceux qui ramassent ces fruits sauvages). Ehretia corymbosa Bojer (Boraginaceae). Fruits récoltés surtout pour la préparation de boissons alcooliques. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ehretia corymbosa

2019/03/31