Teny iditra voasakana (sakana)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [Abinal 1888]
Ohatra  
1Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka. [Baiboly: BCV..]
2Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [Randriamamonjy: Tantara, takila 528]
3Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [Rahajarizafy: Kabary, takila 75]
Ny bikany  
voasakana
voasakako
voasakanao
voasakany
voasakantsika
voasakanay
voasakanareo
voasakan'
voasakan-
voasakam-
voasaka-

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/29