Teny iditra voasambotra (sambotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Saisi, arrêté, emprunté [1.3]
Ohatra 
1Be ny voasambotra omaly no afaka; [2.324]
2Maro taminay no nanan-kavana voasambotra. [2.472]
Tovy hevitra sinambotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20