Teny iditra | voasarimamy (voasary, mamy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boasary mamy be ranony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Sakalava] (de voasary et mamy : doux). Variété à fruits doux de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Citrus aurantifolia | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Tovy hevitra | laoranjy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |