Teny iditra | voasavasava (savasava (sava)) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Ohatra | moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra?
[2.298] | ||
Haiendriteny |
| ||
Fivaditsoratra | voasavasava, voavasavasa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |