Teny iditra voasazy (sazy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mis à l'amende, puni [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sinazy
Ohatra 
1Tsy voasazy ve hianao? [Rajaonarivelo: Bina, takila 17]
2Angamba ho voasazy aho, ry Ineny. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 11]
3Aminy, rahefa meloka dia tokony ho voasazy. [Andriamalala: Fanagasiana, takila 56]

2019/04/11