Teny iditra | voaseho (seho) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | Shown, made manifest [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a montré, exhibé [1.3] | |
Ohatra | Hatramin' ny tany ka hatreo ambonin' ny varavarana, nisy kerobima aman-drofia voaseho amin' ny rindrin' ny tempoly.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |