Teny iditra voasesika (sesika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Dans, quoi on a fourré, introduit par force, qu’on a fourré dans, qu’on a frappé d’un coup de poing ou de bâton horizontalement, qu’on a poussé fortement, qu’on a chassé [1.3]
Ohatra voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587]
Tovy hevitra sinesika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20