Teny iditra voasisika (sisika)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force [1.3]
Ohatra Fanaka sarobidy sy sary hoso-dokon' ny kalazalahy no nandravaka ny efitra, ary boky tsara tarehy sady fantatra eran' izao tontolo izao no voasisika tetsy sy teroa teny anelanelany teny. [2.529]
Tovy hevitra sinisika
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20