Teny iditra voasongona (songona)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui [1.3]
Ohatra Satria tsy fialonana mihitsy ny tahotra ny ho voasongona eo amin'n fitiavan'Ineny no nahatonga ahy hanao izany, fa dia haratsiam-panahy natobaky ny farasisan'ota nolovàna tamin'i Kaina fotsiny izao! [2.944]
Tovy hevitra sinongona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20