Teny iditra voatabataba (tabataba)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3]
Ohatra ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny. [2.588]
Tovy hevitra tinabataba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20