Teny iditra |
voatadidy
(tadidy)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Remembered, recollected. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dont on se souvient, dont on conserve le souvenir, qu'on sait par coeur [1.3]
|
| Dont on a conservé le souvenir [1.196]
|
Ohatra | Fa talohany, dia misy sombiny kely voatadidy.
[2.298]
|
|
Teny iditra |
voatadidy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de voa : fruit ; et
tadidy : spirale, tordu en spirale).
Nom relevé par Descheemaeker.
Satyrium rostratum Lindl. (Orchidaceae).
L'une des plus belles orchidées terrestres d'après H.Perrier
[1.196]
|
Anarana siantifika | Satyrium rostratum |
Voambolana |
|