Teny iditra | voatafo (tafo) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3] | |
Ohatra | Ny trano tamin' izay, dia mbola tsy voatafo, ka samy namonjy nialoka aloha ny olona.
[2.649] | |
Tovy hevitra | tinafo | |
Fivaditsoratra | afovato, vatoafo, voatafo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |