Teny iditra voatambitamby (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Caressé, attiré, flatté, séduit [1.3]
Ohatra Tsy tahaka ny soavaly voatambitamby sy voasafosafo akory izy tamin' izany. [2.470]
Tovy hevitra tinambitamby

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20