Teny iditra voatendry (tendry)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra lasa
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   appointed, fixed [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
¶ qu'on a désigné, indiqué, fixé
¶ qu'on a marqué d'un accent, d'un point [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   destiné, destinée [Malzac 1893]
Ohatra   Voatendry ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort) [Malzac 1893, takila 234]
Voatendry ho governora izy (Il a été désigné, choisi, pour être gouverneur) [Abinal 1888, takila 668]
Tongava amy ny fotoana voatendry (Arrivez à l'époque fixée) [Abinal 1888, takila 668]
I Dada indray no voatendry tamin' izany. [Andraina: Mitaraina, takila 24]
noho izany, vilany iray ihany no fitondran' ny olona voatendry. [Andraina: Mitaraina, takila 44]
Fitovian-keviteny   tinendry

Nohavaozina tamin' ny 2014/08/27