Teny iditra |
voatetika
(tetika)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | Voatapaka madinika [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré [1.3]
|
| Coupé en morceaux [1.13]
|
Ohatra |
1 | Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika.
[2.4]
|
2 | Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro.
[2.472]
|
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|