Teny iditra voatety (tety)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré [Abinal 1888 takila 699]
Mpitovy hevitra tinety
Ohatra 
1dia voatety izao tontolo izao. [FOFAFIPE: Haivola, takila 103]
2Voatety hatreny amin'ny mpivaro-damba ao anatin'ny fotoana kely foana! [Razafindrazaka: Peuplement]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26