Teny iditra voatevateva (tevateva)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Méprisé, insulté [1.3]
Ohatra Fa afaka mangataka ny olom-pirenena raha tsy voatevateva ny foto-kevitry ny fitsinjaram-pahefana ary raha tsy voatohintohina ny fiasany amin' ny alalan' ny hetsika handaniam-potoana ataon' ny manampahefana tsy manaiky ny tsindrin-dentam-pahefana. [4.27]
Tovy hevitra tinevateva

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20