Teny iditra voatiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana [1.1]
Ohatra Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona. [2.470]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: voiture.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31