Teny iditra voatohina (tohina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Touché légèrement [1.3]
Ohatra Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29