Teny iditra voatombana (tombana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay évalué [1.3]
Ohatra 
1Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27]
2Hampiseho tsi-fahafaliana akory ve izy ka tsy ho voatombana ho «maloto eritreritra» sy mpaniratsira rafozana? [2.5]
Tovy hevitra tinombana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20