Teny iditra voatonta (tonta)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Frappé, imprimé [1.3, 1.13]
 Entassé, pressé [1.3]
 Mis en tas [1.13]
Ohatra 
1Enimpolo no voatonta amin'ny iray minute, koa ndeha. [2.366]
2Ny Fanjakana no miantoka ireo taratasy voatonta pirinty itaina amin' ny fanaovana ny lisitry ny mpifidy. [2.114]
Tovy hevitra tinonta

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20