Teny iditra voatsentsina (tsentsina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a bouché [1.3]
Ohatra Dia nanao araka izay nolazain' ny zanany Ilaingahy, ka nony efa voatsentsina tsara ny lavaka, dia hoy ny zanany : "Siaho amin' izao àry, ry Idada. [2.69]
Tovy hevitra tsinentsina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20