Teny iditra voatsipaka (tsipaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied
Figuré: repoussé, rejeté [1.3]
Ohatra nihatanora ny anao lahy ka saika voatsipany mbamin' ny sinibe, raha nitotorebika nandihy nony nandre ny zafiny ho lahikely. [2.470]
Haiendriteny 
Ny lasa : voatsipaka, voatsipako, voatsipakao, voatsipany, voatsipatsika, voatsipakay, voatsipakareo, voatsipak', voatsipa-, voatsipaky
Tovy hevitra tsinipaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20