Teny iditra voavoatra (voatra)
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   préparé [Abinal 1888, SLP: Voambolana]
   arrangé, disposé, ordonné, réparé [Abinal 1888]
Ohatra   Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, takila 198]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10