Teny iditra voazaitra (zaitra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Cousu [1.3]
Ohatra 
1Nefa dia voazaitra ihany ny lamba. [2.332]
2Nisy ny akanjo voazaitra, nefa tsy tratran' ny volako ireny [2.4]
Tovy hevitra zinaitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20