Teny iditra vodiondry
Singan-teny vody ; ondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ vody ondry ] The bride price [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ vody ondry ] Présent donné aux parents de la fiancée [1.8]
Ohatra Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. [2.293]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06