Teny iditra vody
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika
¶ Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay
¶ Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano
¶ Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana
¶ Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le derrière, le postérieur, la croupe [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple :
  • ambodi-akondro : au pied des bananiers :
  • ambodi-bonara : au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck. Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages.
En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot. Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples :
  • Makadiry ny vodin'ity mangahazo ity : les tubercules de ce manioc sont énormes ;
  • Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo : le bulbe de l'oignon fait verser des larmes.
En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
vody
vodiko
vodinao
vodiny
vodintsika
vodinay
vodinareo
vodin'
vodin-
vodim-
-body
-bodiko
-bodinao
-bodiny
-bodintsika
-bodinay
-bodinareo
-bodin'
-bodin-
-bodim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 30]
2Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [Andraina: Mitaraina, takila 39]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vody ity (4): Ambodiadabo, Ambodirano, Ambodiriana, Ambodirofia

2019/08/06