Teny iditra vohavoha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Landihazo efa voasaratsaraka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy fluffed-out cotton or other fiber [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay masse de coton ou autre fibre cardée; coton hydrophile [Hallanger 1974]
 (sens général : qu'on a ouvert, aéré). Nom donné au coton déjà cardé [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Nisy vilia napetraky ny mpampianatra teo ambony varavaran-kely, nasiany rano sy vohavoha izay nametrahany tsaramaso valo. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 52]
Teny nalaina 

Teny iditra vohavoha
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy, malambolambo raha tsapaina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Sens figuré : doux au toucher. [Boiteau 1997]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31