Teny iditra vohay (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao vohana sy vohaina [fitanisana]
Ohatra 
1Vohay ny varavarankely [Rajemisa 1985]
2Vohay aho fa mangatsiaka [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31