Teny iditra vohitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Havoana
¶ Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hill
¶ a village (formerly situated on a hill) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay élévation, colline
¶ ville, village, hameau, maison avec enclos [Abinal 1888]
 colline, montagne
¶ village (situé sur la colline autrefois) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
vohitra
vohitro
vohitrao
vohiny
vohitsika
vohitray
vohitrareo
vohitr'
vohi-
vohitry
-bohitra
-bohitro
-bohitrao
-bohiny
-bohitsika
-bohitray
-bohitrareo
-bohitr'
-bohi-
-bohitry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 9]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vohitra ity (81)
Alakamisy-Ambohijato
Ambohibary
Ambohibe
Ambohibeloma
Ambohibemasoandro
Ambohibola
Ambohidava
Ambohidempona
Ambohidrabiby
Ambohidrano
Ambohidranomanga
Ambohidrapeto
Ambohidratrimo
Ambohidroa
Ambohidrofia
Ambohidronono
Ambohigogo
Ambohijafy
Ambohijanaka
Ambohijanakomby
  Ambohijanamasoandro
Ambohijato
Ambohijatovo
Ambohijavona
Ambohijaza
Ambohijazavavy
Ambohijoky
Ambohikambana
Ambohimahasoa
Ambohimanambola
Ambohimanga
Ambohimasina
Ambohimena
Ambohimiadana
Ambohimiakatra
Ambohimiandra
Ambohimiarina
Ambohimilanja
Ambohimirahavavy
Ambohimirary
  Ambohimisafy
Ambohimitombo
Ambohimitsinjo
Ambohipasy
Ambohipihaonana
Ambohipo
Ambohipolo
Ambohipoloalina
Ambohitantely
Ambohitelo
Ambohitra
Ambohitrafovoany
Ambohitraivo
Ambohitrakanga
Ambohitrimanjaka
Ambohitromby
Ambohitsararoa
Ambohitsaratelo
Ambohitsilaozana
Amparibohitra
  Faravohitra
Ivohibe
Ivohipolo
Lohavohitra
Vohibary
Vohibato
Vohibola
Vohilava
Vohimalaza
Vohimarina
Vohimary
Vohimasina
Vohimena
Vohipotsy
Vohitelo
Vohitrakanga
Vohitraomby
Vohitrarivo
Vohitromby
Vohitsara
  Vohitsoa
Sary 

2017/06/29