Teny iditra voho
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   lamosina [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: As [...]
¶ Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao ami [...] [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
   lamosina [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   the back, the back side [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le dos; le revers [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   dos [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, fitenenana, lohateny, anarana  

Teny iditra vôho
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   sady [Bara] [Rakotosaona 1972]
   vao [Bara, Tanala] [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra  

Nohavaozina taminy 2009/09/09