Teny iditra vohoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] kibon-dranjo [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra vohoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tranon-jaza.
¶ Ny kibo (itoeran' ny zaza).
Mitovy hevitra: fananahana ~ tranonjaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the womb [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay la matrice [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31