Teny iditra voi > voitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fikorontanana , voakorontana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra voi > voina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Loza mihatra,antambo mby an-koditra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   calamity, aflliction [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   calamité, désastre [Hallanger 1974]
Ohatra   Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [Andraina: Mitaraina, takila 111]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

voi   
anareo
voi [tohiny Profita 1969]
ianareo
voi [tohiny Profita 1969]