Teny iditra voina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Loza mihatra,antambo mby an-koditra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   calamity, aflliction [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   calamité, désastre [Hallanger 1974]
Ohatra   Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [Andraina: Mitaraina, takila 111]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/08/05