Teny iditra voin-kava-mahatratra (voina, havana, tratra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   concern for others' afflictions [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   on ressent les souffrances des autres [Hallanger 1974]
   malheur d'un parent peut vous atteindre [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. [Houlder 1895]
Famaritana malagasy   [Cousins 1871]
Ohatra  
1Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php]
2Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/]
3Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/17